Categorie: Ankapobeny
Maro ihany ireo tranonkala efa hitako manao resaka dokambarotra sns, fa ity indray mitoraka ity kosa tena voatefy amin'ny antsakany sy andalany. Asa aloha ny hevitrareo fa amiko tena misaka be, mampiseho ny taratry ny American Marketing. Ity ny rohy raha hijery izany .
Efa akaiky ity ny fety dia mba hampifalifaly ny tato ampesana dia nentin'ny mpiandraikitra anay ny wii-ny (kilalao vaovao an'i Nitendo). Napetraka ary ny retroprojecteur, dia raikitra ny lalao.Natao daholo ny Bowling, Golf, Tennis, Baseball, ary nofaranana tamin'ny Boxe. Ity ny rohy...
Taorinan'ny fipetrahako sy vitsidihako ny ankamaronan'ny tanana teto Frantsa, dia toy izao no zavatra hitako sy tsapako momba ireo Frantsay. Arakaraka ny handehananao miakandrefana Atsimo (Sud-Ouest) dia mora ny fifandraisana amin'ireo vazaha. Any amin'iny ilany Atsinanana (Est) iny no...
Ny tontolon'ny sary dia anisan'ny zavatra goavana tokoa. Tsy vitan'ny hoe tafiditra ao anatin'ny efajoro fotsiny ilay tiana alaina dia vita, fa tena tantara lava be. Vao manomboka mandalina izaho io zao, ka zaraiko aminao ny zavatra vitsivitsy efa haiko. Voalohany aloha dia ny fotoana,...
Sendra nifanena tamin'ny olona mahihitra iray aho, dia nolazainy fa azo hatao ny mahazo zavatra maro maimaipoana toy ny carte de viste , santionan-dranomanitra sy ny maro hafa koa. Dia nomeny ahy ary ilay rohy ny mahihitra, koa dia talanjona tokoa aho mahita ireo sosokevitra homen-dry...