Categorie: Ankapobeny
Inty misy documentaire momba ny FrancAfrique navokan'i France 2 http://haalli-poular.over-blog.com/ext/http://www.pluzz.fr/infrarouge--francafrique-.html
Inty misy lahatsoratra iray hitako tao amin'ny Tribune, tsy miombokevitra tanteraka aminy aho fa na izany aza misy zavatra marina sy lesona azo alaina. Rajakom-bazaha (Madagascar Tribune) Jereo koa ny commentaire fa misy tena mahaliana mihintsy
Inty misy lahatsoratra hita tao amin'ny Tribune , mitantara ny laminasa kasain'ny Croix Rouge malgache any Arivonimamo. Croix Rouge malgache et espagnole sur le terrain à Arivonimamo en faveur de l’eau et de l’hygiène
Tsy hoe manao resaka politika aho, fa amin'izaho mandalina ny fanamaitsoana izao, dia hitako hoe anisan'ny tetikasa tsara ity an'ny Parti Vert hasin'i Madagasikara ity indrindra amin'ilay resaka fitsaboana araMalagasy, fiarovana ny olona, biby ny natiora ary ny...
amin'ny fitiavako ny natiora moa dia nanokatra blaogy momba ny natiora, bio, ecolo sns aho. Koa zaraiko aminareo sao dia misy mahasoa, http://www.madagascar-bio.com/ .