BLAOGY RTN

Fandefasana Vola sy entana any dago

voromailala | 10 Novambra, 2007 10:25

Amin'izao akatoky ny Noely sy ny taona vaovao izao dia efa mihamaro tokoa ireo tolotra amin'ny fandefasana entana, mety efa

fantatry ny maro angambany ny  MondialProx

Misy ihany koa ny vaovao toy ny Emadex izay ahafahanao mandefa entana ary mandefa vola ihany koa. 

 Misy ihany  koa tapaka sy namana any madagasikara Dispo'Serv izay manome tolotra mofomamin'ny Noely. Marihana moa fa ry zareo ireo no nanao ny mofomamy ny mariazinay.

 Maromaro any zavatra tahaka an'itony, satria mijanona antsika Malagasy ny tombotsoa. 

 

Tranonkala Mariazy

voromailala | 13 Oktobra, 2007 17:00

Efa vita soaman-tsara izany ny tranonkala mitantara ny mariazy, koa dia zaraina amintsika eto amin'ny serasera.

Izahay mivady dia maneho fisaorana manokana an'i Hery (serasera) tamin'ny fanantotosana an'izany.

rabe.fr

Resaka Bourse

voromailala | 03 Oktobra, 2007 15:48

Inty zany misy resaka kely mikasika ny Bourse. Voalaza matetika etsy sy eroa izy io,

hoe CAC 40, NASDAQ ,nefa tsy fantatra tsara hoe inona no dikany.

Koa inty aza misy tranonkala iray manazava tsara ny tena dikany, ary manazava ihany koa ny hatao hoe Broker

 

 

Les enfants du soleil à Madagascar

voromailala | 01 Aogositra, 2007 20:02

Asa raha fantatrareo ny enfants du Soleil fa fikambanana iray manampy ireo ankizy ny lalana.Avy aty andafy ny mpitantana azy io.Efa ela ihany izy io no efa tany madagasikara,jereo eto raha te ahafantatra izany ianao no sao dia misy azonao handraisana anjara. 

Inty koa misy karazany hafa mitovitovy amin'izy io, ary misy any madagasikara ihany koa. 

 

Billet d'avion Gratuit

voromailala | 12 Jolay, 2007 11:12

manao promotion be amin'izao ny Rayanair, dia manao billet d'avion gratuit, ka miazakazaha sao dia mba misy mahasoa, fa hatramin'izao izaho manoratra izao aloha mbola misy e.

jereo eto.

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb