voromailala | 09 Aogositra, 2006 04:17
Andeha ary ianao entiko mitsidika an'i Marseille, mihainga eny amin'ny Port ka tonga hatrany amin'ny Notre Dame de la Garde. Arahina tantara vitsivitsy momba an'i Marseille.
Mazotoa ary mijery ny Video tsidika Marseille
voromailala | 25 Jolay, 2006 04:55
Asa ianareo na ohatra ahy, fa tena betsaka ny zavatra tsy mbola fantatro momba ny firenentsika. Fantapatatro fotsiny hoe misy avy any afrika sy indonezia fa ny fiteny ohatra dia misy nalaina tamin'ny Bantou ihany koa.
Ity misy rohy Histoire de Madagascar ahitanao ireo famintinana momba izany.
voromailala | 18 Jolay, 2006 10:23
Ity misy horonam-peo manoro ny lalana tokony arahina eo amin'ny fiainana raha te hotafita. Tafiditra ao anatin'ny sokajy pensée positive izy ity.
voromailala | 11 Jolay, 2006 12:50
Ity misy video mampiseho ilay coup de tete nataon'i Zidane tamin'ny finale ny coupe du monde teo. Tena nitselatra nisy afo kely mihintsy ilay izy.
Zi End
voromailala | 04 Jolay, 2006 07:21
Inona no tokony hatao mba ahatafita an'i Madagasikara? raha mba afaka milaza ny hevitrao ianao miaraka amin'ny sehatra misy anao (ohatra: Economie,Gestion,Droit,Agro,Medecine,Informatique,.....)
izaho ohatra amin'ny resaka informatika, dia ADSL no hitako hoe lalana iray, satria ho maro ireo olona hanao offshoring sy outsourcing any dago. Ho mora manaraka izany koa ny telefonina.
| « | Novambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | ||||||
| 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 |
| 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 |
| 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 |
| 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 |
| 30 | ||||||