BLAOGY RTN

Finale Bresil vs Allemagne

voromailala | 24 Jiona, 2006 00:50

Bresil sy Allemange zao no noeritreretiko hoe hanao famaranana amin'ity coupe du monde ny foot ity. Maro aloha ny ekipa hoe hitako mahay fa ohatra ireo roa ireo no vinavinako. ary iza ny anao?

Hevitra

Argentine

lapino | 25/06/2006, 05:12

Mihaona i Allemagne sy Argentine amin'ny ampahefa-dalana. Za maka Argentine! :)
Bresil vs Argentine izany! :)

Finale

voromailala | 25/06/2006, 05:53

raha hatao ny elanelampanahy izany dia Bresil no manao finale. Fa ohatra ny somary sahirana ihany ny Argentine omaly vao naharesy an'i Mexique.

Messi sy Tevez

lapino | 25/06/2006, 06:01

Tsy nilalao i Messi sy Tevez omaly raha tsy efa ho 15 minitra sisa ka. Ohatra ny somary nisozy izany ny coach.

zay koa aloha e

voromailala | 25/06/2006, 07:11

resaka vola be no mandeha amin itony, hoy ry zalahy zay hoe, handoa vola hijery ny mpanakarena milalao baolina :-)

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb