voromailala | 25 Jiona, 2006 05:44
Ity misy hirika iray ahafahanao miantso gratos makany madagasikara. Asa aloha na hoe bug ve izy ity na promotion fa dia araraoty dia mbola mandeha.
Ahoana no hatao?
1° - Maka ilay logiciel VoipStunt dia hapetraka anaty solosaina
1°- avy eo miantso numeo coucoutel +33826106666 dia arahina zay teneniny avy eo, miantso ilay numero any dago.
Marihina fa numero portable ihany no azonao antsoina.
Tsy mety afa po | 28/07/2006, 20:16
misaotra mitsy alou e
fa aleo aparitaka eto iany ny vaovao toa itony ko
tsy mety afa po fa mikaroka hatrany e
| « | Oktobra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | |||
| 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 |
| 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 |
| 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 |
| 26 | 27 | 28 | 29 | 30 | 31 | |
Izay no izy
tsiory | 26/07/2006, 17:33
tapitra t@ 17 jiolay tany ho any ny miantso @ ity araka ireo fanazavana natao be dia be teto ireo.
Manomboka izao zany, izay te hiantso mada @ ity logiciel ity dia mandoa vola @ zay!
mila misoratra anarana foana na izany aza, ary io lazain'i fraz io 19cts € /min eo ho eo no vidiny, mety mandray CB sns ry zareo ! jereo ao @ rohiny ao!
misaotra anizay nahita fa dia niantso imbetsaka tany mada tokoa ny tenanay e!