voromailala | 30 Desambra, 2007 21:20
Manao ahoana daholo
Faly miarahaba antsika mpitoraka blaogy tratry ny Noely na dia somary taratara aza sy ho tratry ny taona vaovao 2008.
Inty misy fampisehoana kely nataon'i Voromailala sy Ers, mety ahafinaritra ny havana sy ny namana raha manamboatra ohatra an'io ho azy koa ianareo. Araho fotsiny ny tranonkala dia hatorony anareo ny tokony hatao.
ikalamako | 04/01/2008, 15:34
tsss, lasa le lutins nefa saika asehoko ny zanako !!!
| « | Novambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | ||||||
| 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 |
| 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 |
| 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 |
| 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 |
| 30 | ||||||
Re: Tratry fety
ikalamako | 30/12/2007, 22:58
weeeeeh, mahery les deux lutins verts e !!! Tsy ratsy le sipekitakila kle...
Dia mirary soa ho anareo mitsà koa e.