voromailala | 14 Mey, 2008 14:16
Nisy boky nosoratan'i Napoléon Hill mitondra ny lohateny hoe Réfléchissez et devenez riche. Anisan'ny boky nahafinaritra azy izy io, marina hoe mbola tsy lasa mpanakarena aho :-), fa nanampy ahy betsaka teo amin'ny fiainana ahatongavana amin'ny tanjona hiriana.
Ny famakiana an'izy io no nahatonga ahy nanoratra ilay tononkalo hoe Tsiambaratelon'ny fandresana.
Jerijereo ihany sao dia mahasoa anao io boky io, eto misy fanontaniana vitsivitsy ahafantaranao hoe manaraka ny lalan'ny fahombiazana ve ianao.
Dia mazotoa ary mamaky e, dia aza adino za rehefa lasa mpanakarena ianao :-)
Voromailala | 16/05/2008, 15:58
Tsisy fisaorana fa zaraina eto zay mety mahasoa antsika Malagasy.
Tena manambana mihintsy ny krizy
amin'izao fotoana zao, eto an-tany.
| « | Jiona 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 |
| 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 |
| 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 |
| 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 |
| 29 | 30 | |||||
Re: Mampanakarena?
Robert_K. | 15/05/2008, 08:58
Misaotra an' i Voromailala nampahafantatra an'io.
Tena mila manan-karena mihitsy am'izao fotoana, fa raha tsy izany dia tsy tafavoaka.