voromailala | 16 Jiona, 2009 10:01
Misy namako Musulman izay mba te hametraka fanontaniana amintsika Kristianina hono izy.
Dia ireto omeko anareo ireto ilay Questions, tsy voatery hoe valiana daholo fa izay azonareo valiana dia mba valio, efa nalefako any amin'ny Pretra ihany koa ireo fanontaniana ireo.
1°/ Avant la création de l’univers (terre et cieux, galaxies….), Le Christ et le Saint-Esprit avaient ils une existence avec Dieu, ont-ils participé à la création de l’univers ?
2°/ Pourquoi il n'y aucun passage ou Jésus dit "je suis votre Dieu adorez moi" , alors que c'est le dogme principal chez les chrétiens aujourd'hui ? (et ne dites pas qu'il avait peur des juifs ) .
3°/ Pourquoi les autres nations ( ceux qui sont venu avant le christ et dont les prophètes ) ne croyaient pas à la trinité , seraient il envoyé en enfer pour cela?
4°/ Si Jésus est Venu pour délivrer l'humanité du péché original commis par Adam, pourquoi ne l'a t il jamais dis ? vu que la bible ne contient aucune parole du christ parlant du péché originel , on signale la que cette doctrine a été développée bien après au début du V e siècle par un prêtre nommé augustin.
5°/ pourquoi Dieu le tout puissant devrait il faire descendre son prétendu fils pour pardonner aux gens leurs péchés , ne pouvait il pas simplement pardonner ces pèches?
6°/ Comment Dieu peut il être trois en 1 et un en trois (sans donner l'exemple de l'œuf ou celui de la pomme qui n'y correspondent pas) ?
7°/ Si le christ est Dieu pourquoi le christ affirmait que c'est Dieu qui l 'a envoyé ?
8°/ Si le christ était d'accord sur ce qui lui arrivait et qu'il était Dieu pourquoi prierait il sur la croix "eli eli lama chabaktani": mon Dieu , mon Dieu pourquoi tu m 'as abandonné ?
9°/ Quand Dieu , le créateur était sur la croix ( gloire a lui de ce qu'il prétendent) , qui c'est qui s'occupait de la terre et des sept cieux, qui répondait aux prières de gens , qui.... ?
10°/ pourquoi la libération des péchés n a pas été faite au temps d'Adam?
izay indray ary aloha fa dia manantena ny valiteninareo.
Voromailala | 16/06/2009, 12:39
Tena lalina mihintsy anie izany valiteninareo izany e.
Misaotra e. Halefako an'Issam ilay izy dia hita eo izay eritreriny.
Voromailala | 16/06/2009, 16:59
Ny navaliko an'i Issam izany dia izao: ela hoy aho, satria teraka tany amin'ny firenena Musulman dia nobeazina tamin'iny dia lasa an'io ny finonan'ela, moa izaho teraka tamin'ny fianakaviana Katolika, nobeazina tamin'ny fiainana Kristianina sy Katolika dia lasa zay no finoako.
Fanontaniana mipetraka izany hoe, betsaka ny finoana, raha misy zaza iray teraka sy beazina tamin'ny finoana iray, ahoana moa no ahafantarany rehefa lehibe hoe iza no finoana tena marina?
sitlo | 16/06/2009, 21:07
ataovy teny gasy :)
zanaNy | 21/06/2009, 08:17
Maro tokoa ny fanontaniana mifamahofaho avy amin'ireo tsy mpino.Misy fahamarinana ny voalazan'ny hafa etsy ambony.Taiza no nohabiazina hianao,iza no nikolokolo anao,finoana inona no niainanao.Izay no valiny.Ireo rehetra ambony manontany ireo dia tsy ho azony mihitsy ary tsy ho raisiny mihitsy raha tsy izy no ifoha.Tsotra ny valiny.Asaivo mivavaka izy ary asaibo mitady izany kristy izany.Avereno ny fanontaniana .Mino an'i Allah izy ? inona no antony inony azy? nanasitrana ve Allah? ahoana no ahalalany fa Allah no nanasitrana azy.Nanangana ny maty ve io inoany io,tsy maheno aho na iray aza.Efa nampahiratra ny jamba ve ,tsi no valiny.Nitsangana tamin'ny maty koa ve ilay Andriamnitra lazainy sy inoany io? tsia koa ny valiny.Maninona izy ireo no mino an'i kristy ho mpaminany? Ny dikany misy izany kristy,nanasitrana izany kristy,nampahiratra ny jamba izany kristy.Nitsangana tamin'ny maty ve ilay mohamed lazainy hoe profeta? tsia koa no valiny.Ny toerana ivavahany ve mba manasitra olona,tsy mbola naheno aho.Maninona no lazaina fa taranak'Ishmaela ny taranany? satria nino izy fa avy amin'ny Abrahama no nipoirany izay zanaka anelakelan-trano fa tsy zanaka nomen'Andriamanitra araka ny fampanantenana nomena azy.Donc nino ny fisian'ilay taranan'Ishmaela izay vadikely tamin'ny Haggara izany izy ireo ? Voasoratra ao anaty baiboly tokoa izany tantara izany.Koa maninona no misy inoany ,nahoana no tsy misy inoany.Tsotra ny valiny.Izay nizara sy nampianatra azy ny korana no nahafantatra zavatra maro dia izay tiany ihany no teneniny.Ny baiboly miteny hoe aza mamono olona,na ny an-dry zareo koa aza miteny izany kanefa nahoana izay mitondra baomba mamono olona amin'ny firenena miady aminy no lazainy fa maritiora? Dia mifanohitra ny korana izany ilay izy ary mifanohitra ny baiboly koa.Maninona ny Hindu no vonoina sy idiny ao an-trano ary torahana afo ny fiangonana ka tohanana ny varanarana? ny kristiana koa dia toa izany ,ny olona izay avy ao aminy koa ka mivadika dia toa izany.Noho izany ,tsy mampiantra ny korana izay ampianarany izy fa hafa no lalany.Tsy afaka ny hino ny finoana iray ny olona iray raha tsy miaky fa misy ilay finoana ary raha tsy Andriamanitra izay inoan'ny olona iray no manova azy.Maro ny fahagagana mandalo amintsika olona andro aman'alina saingy inona no mampihavaka ny kristiana amin'ny hafa? aza mamaly ratsy ny ratsy sy mino na tsy mahita aza ary manana fanantenana fa mbola hihaona ilay kristy izy ireo.
TE ahalala ny momba ny kristiana? alalino ny baiboly dia ampitovio ny anao.RAha miteny izy hoe izao ny didy folo dia tafiditra ao koa izany ny manambady tokana.Maninona ny silamo rehefa mitarika ny olona tsy mba miteny hoe raha te ho voavonjy hianao dia izao fa ny azy dia hoe izahay dia afaka manambady betsaka.Itanao fa mifanohitra ny finoan'i kristiana mihitsy izay.Aoka hazava tsara koa fa na kristiana koa aza dia mbola misy ny mino an'ilay Andriamanitra ho ray fa tsy mino an'ilay kristy ho Andriamanitra dia mbola hafa koa izay .
| « | Martsa 2010 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 |
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 |
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |
| 28 | 29 | 30 | 31 | |||
Re: Fanontaniana ho an'ny Kristianina?
hery | 16/06/2009, 12:16
Valiny tsotsotra
http://hery.blaogy.com/post/4/6543