BLAOGY RTN

Miantso Gratos Madagasikara

voromailala | 25 Jiona, 2006 05:44

  Ity misy hirika iray ahafahanao miantso gratos makany madagasikara. Asa aloha na hoe bug ve izy ity na promotion fa dia araraoty dia mbola mandeha.

Ahoana no hatao?

1° - Maka ilay logiciel   VoipStunt dia hapetraka anaty solosaina

1°- avy eo miantso numeo coucoutel +33826106666 dia arahina zay teneniny avy eo, miantso ilay numero any dago.

Marihina fa numero portable ihany no azonao antsoina. 

Hevitra

Re: Miantso Gratos Madagasikara

ers | 25/06/2006, 06:17

Misaotra fa misy ho araraotina e

fanontaniana

fidy | 25/06/2006, 14:26

tena gratos marina tokoa ve ty zavatra ity fa izy anie ka milaza hoe 15cm la minute e?

ie

voromailala | 25/06/2006, 15:37

tena gratuit io satria rehefa miantso amin'ny alalan'ny voipstunt ianao dia free call hoy izy.
Mandoa 15 Cts ianao raha amin'ny telefonina fixe no hiantsoana azy. Araka ny hevitrao raha madoa vola io dia aiza no angalany vola? fa raha mihaotra aloha dia aza miantso e

Re: Miantso Gratos Madagasikara

bibygasy | 26/06/2006, 09:10

ilay 15cts de mety alainy amin'ny connection internet-nao, izany hoe hors forfait zany. K a eo no mbola tsy haiko hoe:alainy marina ve sa ahoana?
Na zany na tsy izany alo mande tsara le izy eh!

Re: Miantso Gratos Madagasikara

Voromailala | 26/06/2006, 11:12

internet anie matetika forfait illimité. Fa hatramin'izao aloha tsy misy facture ny FAI sy ny france telecom.

15cts

fraz | 26/06/2006, 11:27

Iza marina no mandoa ilay 15 cts ? Nijery aho aloha t@ faktiora en ligne fa tsy nisy. Fa raha ny fandinihiko azy bug-ndry zalahy angamba ilay izy. Fa mandeha tsara kosa aloha e. Tsy mahita resahana intsony indray :)

Hay izay

Hery | 26/06/2006, 12:57

Nanandrana avy aty Italia aho dia nety tokoa. Dia niantso ela be mihitsy. Dia lany mihitsy ilay free call. Rehefa avy eo amin'izay izay vao mila mandoa ilay 15cts raha tsy izany tsy mahazo intsony.

Ny andoavana ilay 15cts izany dia ny voip miantso an'io numero io. Fa io numero io indray azo iantsoana any Dago maimaim-poana.

hay kosa

Voromailala | 26/06/2006, 13:54

masaka kosa zany, micreer compte vaovao indray dia afaka miresaka ela ela indray, tsy voatery mividy credit.

Re: Miantso Gratos Madagasikara

fraz | 27/06/2006, 00:50

Izany hoe ry zareo ao @ Voip zany aloha no mandoa ilay 15cts hatramin'izao :-)

Re: Miantso Gratos Madagasikara

gasy72 | 30/06/2006, 03:44

tsy resaka beug kay ilay izy ny tena marina fa karazany andrana ihany ity logiciel ity izany hoe efa namoaka logiciel tahaka an'io hafa ry zareo fa roa na telo herinandro eo ho eo ilay izy dia andoavam-bola amin'izay ka tsy hay ity na ahoana na ahoana

mbola mandeha

tsiory | 05/07/2006, 14:44

hatramin'izao aloha dia mbola mandeha, efa t@ 25/6 izy ity no nisy nanao comment voalohany, ary isika izao efa 5/7 , izany hoe efa presque 2 semaines ny bôjo!!

mandeha koa na ...

tsiory | 05/07/2006, 14:59

.. na dia any France aza no antsoina dia mety! tonga dia ny numero fixe na portable no antsoina @ io nimerao ery ambony ery io!

ao tsara an! ...

manana olana ô

Tokinao | 07/07/2006, 05:36

efa nampidiriko tao anaty solosaina r'zareo le Voipstunt a!
Fa inona ho'ahy ity "coucoutel" e! nojereko ny site-ny fa tsy haiko miits we inona izy io : opérateur téléphoniq, sa inona ?
Dia mba atoroy anie ry zareo hoe ahoana no fiantso an'io "coucoutel +33826106666" io.
msaotra

( tohiny )

Tokinao | 07/07/2006, 05:53

avy @ telephon fixe, sa portable, sa mety koa raha avy @ cabine ?

Re: Miantso Gratos Madagasikara

voromailala | 07/07/2006, 09:48

ilay coucoutel zany ohatra ilay mampiasa carte telephonique ireny fa miantso numero 08...
raha amin'ny voipstunt dia mila manokatra compte vaovao, dia avy eo tonga dia soratana eo le numero. dia zay

fanazavana fanampiny

tsiory | 07/07/2006, 13:57

ho an'i Tokinao,
rehefa tafiditrao ny VoipStunt eo @ solosaina, dia manaova kaonty vaovao, fenoy ny banga saingy aza atao ny tena fiainanao marina sao misy arakaraka any aoriana! :)
dia rehefa miantso ianao dia ilay numero Coucoutel aloha no antsoina voalohany : 0033826106666, dia rehefa miteny lay operatrice dia ataonao ny numero n'ny havanao any mada 002613311... na raha any mada ianao te hiantso ny havanao any frantsa dia 0145... na 06xxx... izany hoe raha avy any ivelan'i mada ianao ho hiantso an'i mada dia mila atao ny 0261xxx fa raha hiantso france dia tonga dia ny numero directe any france no antsoina; nandramako daholo ireo fa mandeha @ io numero coucoutel io avokoa!

rehefa nifandinika izahay nanmpiasa ity hevitra teto ity dia nahita fa ho sarotra ny hanarahan'ny operateur (na azony atao aza) ireo niantso tany mada na tany france mandalo coucoutel; ohatra fotsiny hoe raha any @ cybercafé ianao no manao io appel io dia ahoana ???
dieny mbola mandeha dia antsoy avokoa ny olona rehetra ee!
@+

tsara kosa izany an!

vale | 09/07/2006, 17:29

Misaotra nizara aloha ê, ary andeha mba hanandrana raha izany! tena gratos an?! mipetraka ihany ny fanontaniana manko satria sao dia avyeo vao hoe mandoa an'izao sy izao ianao sady tonga dia hiantso elabe tokoa zaho raha sur ilay izy fa gratos! Saotra ê!!!

msôtra Voromailala a!

Tokinao | 13/07/2006, 12:03

Misaotra fa mazava ny fanazavanao. ndeha harahiko indray ireo rehefa avy eo.

Re: Miantso Gratos Madagasikara

fraz | 17/07/2006, 01:53

Efa tapitra ny maha gratos azy fa dia amin'ny manaraka indray e. Ny miantso direct raha finday dia eo @ 19 cts /mn eo ho eo avy amin'ny VoipStunt io.

Re: Miantso Gratos Madagasikara

Mifenty | 21/07/2006, 08:55

refa voip de possible v io sa aona?

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb