BLAOGY RTN

Categorie: Video Tononkalo

Video Raha te-hotafita

Ity tononkalo Video manaraka ity izay mitondra ny lohateny hoe " Raha te-hotafita ", dia nosoratako taorinan'ny nandalinako ny " intelligence émotionnelle" . Mety manindrona kely indraindray kanefa mino aho fa hanampy anao ahitanao ny lalana tokony hombana eo amin'ny...

Video Tsiambaratelon'ny fandresena

Ity oronan-tsary tononkalo manaraka ity dia manoro anao ny tsiambaratelon'ny fandresena eo amin'ny fiainana. Ady ny fiainana ka mila mihofana amin'izany ianao. Alohan'ny hanomezako anao ny rohy dia mamela ahy ianao hisaotra an'i Tadio, Fraz,Jentilisa,Hery, Pissoa,Kally tamin'ny fankasitrahana...

Video Ny hatsaranao ry Tiana

Nataoko video ny tononkaloko iray, izay mitondra ny lohateny hoe "Ny hatsaranao ry Tiana". Mazotoa ary mijery. Video: Ny hatsaranao ry Tiana 
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb