Categorie: Asasary
Manomboka mandalina ny resaka sary indray izaho amin'izao fotoana izao. Efa hatry ny ela aho no tia ny natiora, koa dia nanapakevitra hoe andeha handalina ny fakana sary ny Natiora. Nanokatra bloagy asasary iray aho hizarako izany aminao.