BLAOGY RTN

Video : Fihaonana serasera paris

voromailala | 20 Aogositra, 2006 04:34

Avy nanatrika ny fihaonana serasera paris izahay io, nahafinaritra tokoa satria maro dia maro ny olona tonga. Tao ny fanalana hetaheta, dihy, tono hena sy ny maro hafa koa. Ity ny sombiny rakitra video fihaonana serasera.

Hevitra

Re: Video : Fihaonana serasera paris

soka | 20/08/2006, 11:16

rapidos izy zany an :-)

Re: Video : Fihaonana serasera paris

kally | 20/08/2006, 12:51

Misaotra betsaka fa izaho koa aza mba nahazo fahafinaretana nahita ny sombin'ny tany!! asa, rahoviana angaha vao mba ho isan'ny mpandray anjara koa!!ary toa vitsy kely ny vehivavy sa tsy nety nandihy ny sasany?

mafnartra izy izany !

Tokinao | 20/08/2006, 13:39

Mafnaritra izay izany. na de somary vitsy olona aza. Za mba te hanatrika an'iny fa efa tsy tao Paris intsony :-(

Tsy vitsy

zape | 20/08/2006, 14:00

Tsy vitsy ny olona ka tamin'ny voalohany fotsiny io fa avy eo tsy hita isa intsony, mifanitsa-kitro sy mifandom-b... fotsiny tao ambany

Manja e

Hery | 21/08/2006, 10:35

Manja ilay video fa misaotra e. Ary noheveriko fa nidina tao ambany ianareo rehefa tena feno pokona tao :-)

Video

voromailala | 21/08/2006, 10:55

misaotra anareo e. Raha vao nanomboka nandihy dia naterina ny camescope, nilay ilay ambiance dia tsy tao antsaina intsony ny hanohy haka sary. Hataontsika misimisy amin'ny manaraka

Re: Video : Fihaonana serasera paris

Sera | 29/08/2006, 17:06

Mitombina marina ilay izy !!

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb