BLAOGY RTN

Tranonkalan'ireo mahihitra

voromailala | 20 Oktobra, 2006 21:25

Sendra nifanena tamin'ny olona mahihitra iray aho, dia nolazainy fa azo hatao ny mahazo zavatra maro maimaipoana toy ny carte de viste , santionan-dranomanitra  sy ny maro hafa koa.

Dia nomeny ahy ary ilay rohy ny mahihitra, koa dia talanjona tokoa aho mahita ireo sosokevitra homen-dry zareo, satria misy tsy ratsy ny sasany.

 Jerijereo eto aza sao dia misy mahasoa na dia tsy mahihitra aza ianao.

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb