BLAOGY RTN

Fomba firesahana amin'ny olona

voromailala | 26 Aprily, 2006 02:27

Taibi Kahler  dia psy amerikana anisan'ireo  mpandinika ny fifandraisana amin'ny olona.

Anisan'ny zavatra nahafinaritra ahy nolazainy dia hoe azo zaraina 6 ny toetran'ny olona.Rehefa fantatrao hoe iza amin'ireo ianao, na ny olona miresaka amiko dia hatorony anao ny fomba tokony hiresahana amindry zareo. Ny olona Empathique ohatra dia matetika tia mikarakara olona, toy ny dokotera, mpitsabo mpanampy sns. Ny resaka mahafinaritra an'ireny olona ireny zao ohatra dia ny  hoe manao ahoana ianao, ny fianakavianao, vakansa , sns, izay miresaka momba ny olona izany.

Inty misy rohy raha hijery ireo karazana toetra ianao

Ireo toetra 6 

 

 

 

 

 


 

 
Powered by LifeType - Design by BalearWeb