BLAOGY RTN

Ny "Intelligence émotionnelle"

voromailala | 17 Mey, 2006 13:13

Hatramin'izay moa dia ny "intelligence rationnelle" foana no matetika voaresaka, izany hoe resaka QI izany.

Raha dinihana anefa ny fiainana andavanandro dia tsy ampy ny fanana QI ambony, fa hilaina ihany koa ny fahaizana mifandray aman'olona, mifehy tena, mampahery tena raha fintinina izany dia ny fananana "intélligence émotionnelle"

Izay no mahatonga indraindray ny olona mahay be ireny tsy dia mahay mifandray aman'olona, dia gaga ny olona hoe fa rehefa vita ny fianarana dia matetika ilay olona tsy dia lasa lavitra tao ampianarana no mahazo toerana tsara sy ambony any ampiasana.

Noho izany ilaina ny fanana an'io intelligence émotionnelle io raha tia ho tafita amin'ny fiainana.

Raha te handinika izany ianao dia misy boky iray ty nosoratan'i Daniel Goleman 

L'intelligence émotionnelle.

 

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb